Hampiditra sary Nampiditra : Ratovomanana
Daty : 13/11/2018 18:49
Nijery : 916
Tononkalo: 5 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Rtv

Any ianao ry malala asa raha mba matsiaro ahy
Fa izao aty aky malaelo anao mafy
Te ahitanao sy te hitampify eo anilanao
Malala a aza manahy ianao fa ny fitiavako
Anao anie ka tsy ataoko toy ketsa ka afindra vao
Miroborobo, fa fitia zahatany ka tsy maniry amin’ny tany
Tsy tokony aniriny ky malala a
Fa matokisa enao fa ny fitiavako anao dia
Toy ny vatolampy mitanin’andro tsy araka Milevina tsy lo
Teny tenenin’ny vava nefa teny tena vokatrin’ny fo
Raha tanisaina malala ny fitiavako anao a na ho fotsy
Avokoa ary ny volo mety tsy ho voalaza ny ao ampoko ao

Sonia
Rtv.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/rtv
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0152