You are here: home > Vetso

NOFY HO TANTERAKA - Andry Niary

Indreto olon_droa
Miombona fitia
Izay miray fo
Maniry ny ho doria,

Izany fikasany
Iriana ny ho tanteraka
Ho ambinina hatrany
Na dia tsisy ny tanteraka.


NY ANY AORIANA ANY


Dia i Sedera ho lasa dada,
Ary i Sitraka ho neny,
Ny Zaza mibadabada
Ho hafaliana ombeny2.

Ny andro volamena
Hanaovana voady
Ary koa ny fanekena
Mba ho solon'ny tady
Ampifamatotra azy roa
Ny eny amin'ny alitara
Ka ho lamban'akoho
Ary ho tsara fiafara.

(...)

Mombamomba

Mpanoratra : Andry Niary

Nampiditra : sederamioty
Daty : 06/12/2018
Mpamangy : 198
Mankafy : 1
Ankafizo

Tononkalo hafa

VAVAKY NY MADITRA

Hevitra mandeha

sederamioty (06/12/2018 10:12:16)

vendredi 23 septembre 2018,

Hametraka hevitra

Midira aloha