You are here: home > Vetso

AMIN'NY ALINA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?




AMIN'NY ALINA





Eritrereto lalina,
na tsy mihiratra
ny vintana
fa amin'ny alina
vao mamiratra
ny kintana.




Fredy JAOFERA

Hametraka hevitra

Midira aloha