NOTAMORAINY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NOTAMORAINY





Notamorainy
ny ady mafiko
tsy nozakainy
fa notinafiko.




Notamorainy
ny sedra nisy
tsy nohajainy
ka be indrisy.




Notamorainy
ny ratra maro
tian'ito sainy
ka tsy niaro.




Notamorainy
ny ranomaso
nogejagejainy
sy be an-kaso.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
759 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 16/01/2018 23:32
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0149