You are here: home > Vetso

NY VALIFATY - Fredy Jaofera





NY VALIFATY





Fahambaniana
ny valifaty
ka aza valiana,
na ao anaty.




Fakam-panahy
tsy mety lo
tsy mba mitahy
ny otripo.




Fahakelezana
ara-tsaina,
fahaverezana
tsy ilaina.




Fanakotakonana
hazavana
tsy iombonana
ka ialana.




Fredy JAOFERA







Hametraka hevitra

Midira aloha