You are here: home > Vetso

RANOMAINTY - Fredy Jaofera



     RANOMAINTY



    Ny ranomaso
  no ranomainty
mamoaka ny ratra
   fa tsy an-kaso....
   Lafo na sainty,
mbola nahazatra.




Fredy JAOFERA

Hametraka hevitra

Midira aloha