fa dia nahoana ry tiko (jarina )

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fa dia nahoana ry tiko no tsy matoky intsony voady
Fa nahoana no mino ny vavan'ireo olona mpamafy ady
Fa nahoana no mino izay lazain'ireo mpambotry fitia
Nefa angie ireo misopatra antsika tsy hiaradia
Ry tiko nitia sy nanaja anao foanao aho taty
Ny hany mba namako dia iry volana iry
Manembona ny lasan-tsika roa
Ary hibanjina izay ho avy ihany koa
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo - Aingam-panahy
924 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0238