fangatahako farany (jarina )

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
fangatahako farany izaho ry malala
Aza mino ny vavan:ireo mpanandala
Fa ny fitiavako tsy mbola niova atramizao
Fa mifanohitra amin'ny vavan'ireo be lazao
Ny fotoana ifampizarana fitia
tsy mbola misy aloha raha amizao akia
fa mbola manefa ny saziko mantsy aho aty
Satria toy ny gadra ao anaty trano vy
--------
Rohy:
915 1
Mpakafy: Eliasy
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144