IZANY ILAY DIAVOLANA SAMBATRA (Diavolana Sambatra)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha tsinana ny volana
Ka ny fitiavako anao tsisy olana
Dia ilay fitiavavako amin'ny fo tsy miangatra
'zany ilay Diavolana Sambatra

Mahantra aho nefa manana
Manana anao ho fenomanana
Isika hifampizara fitia sy hifanandratra
'zany ilax Diavolana Sambatra

Ny diavolana mibaliaka
Ny fitiavako tena masiaka
Izy ireo no hitambatra?
'zany ilay Diavolana Sambatra

Nefa!!! indray andro any izaho alavitra any
Ianao aty,manina ka mangina tomany
Tsy irery anefa ianao fa jereo ilay singam-bolana ambony
Io izaho ka orofy.Satria ianao no mpanjaka ny fony
--------
Rohy:
Sokajy : Namana - embona - Fitiavana
1053 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Diavolana Sambatra
Nampiditra : Maintsondratra
Daty : 01/07/2016 16:53
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138