You are here: home > Vetso

(...) Na malàma sy mide - R.V.K

(...)

Na malàma sy mideza,ny lalana eto an-tany
Dia ravo ny fanahy,raha mibanjina ny lanitra
Misinda eo avokoa,ny alahelo sy tomany
Tsy takatry ny saina,ny herin'Andriamanitra

R.v.k

Sokajy : Aingam-panahy

Hametraka hevitra

Midira aloha