FiJALIANA (RHAVOU)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fa rovina vao mba hisy
Fitoniana zany saina
Fa poak'aty tsy mba misy
Zay rehetra nantenaina

Ianao ay nandrandraina
Ianao lay natenaina
Hamelombelona ny aina
Indrisy anefa karakaina

Fijaliaana re izany
Fahoriana sesilany
Nakaiza ianao ry fiadanana
Niakavy sa niakavanana
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo
1168 1
Mpakafy: vizir
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RHAVOU
Nampiditra : rhavou
Daty : 25/10/2016 12:45
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0129