You are here: home > Vetso

MIANDRY - RMA

Efa ela angamba izayNo nandefasako ilay taratasy ,Miandry anw hamaly ,Na ho tsia na ho eny!
Hovaliak iny hoy anw ,Indrisy anefa hatrizw ,Ts mbola noraisinao l'ay fitia omek anw
Miandr anw foan aho ,na dia efa mitalah miandr vali_teny na h tsia  h eny!

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha