TSIARITRO(TOHINY) - RMA
Azo vakiana?
Eny ts aritro intson n hangina ts hanambara
Ka hanakana ny vavako ts hiants anw hoe malala
Betsak tokoa ny eo anoloak ,fa rah ts anao rerak torovan n foko
Tsorik et androan f ef ela ah no babonao ,Ka anio ah n sah milaza an'izay ,fa anw n tiko !
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : RMA

Nampiditra : KELIMANATSAINA
Daty : 13/02/2018
Mpamangy : 1325
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
HOENTO HANARAKA ANAO AHO ...AZA FALY (TOHINY)
AZA FALY
ANY HO ANY(TOHINY)
ANY HO ANY
TSY MISY TENA TIA
TSIARITRO
FITIA LEFY HERY (TOHINY)
FITIA LEFY HERY
MORON_DRANOMASINA (TOHINY)