You are here: home > Vetso

TSIARITRO - RMA

Tsiaritro ny hangina tsy hiteny hatrany noho ilay fitiavako anao izay miredareda Tsikaritro mibitsika mangina ao anatiko ao manosika ny vavako hibada
Anao l'ay natenaik hatrizay,mb ho tiak & ho tia ah
Anio ah vao h sah satr ef babonao ny fo &fanahy!

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha