You are here: home > Vetso

TSY MISY TENA TIA - RMA

Sarotra n manambara n tena fitia
Satry mahatsara nef mankahia
N toky fitak fa n atw no hita
Mis n sitrak nef ts az isaorana n vita!
Manahirana n tena fiti ,sarotra n miti n tena tina
Ts n ten no ilazana fa tena tia
Ka sarotr n hiten hoe tena tia!

Hevitra mandeha

KELIMANATSAINA (14/02/2018 10:28:32)

Miarahaba รด!"Koloiko ny talentako mba ho reharehan'ny anarako"hoy i RMA rah miresaka @nay izy,to zavatr tsotr sy voambolana tsotra no ampiasain nef d oh miresaka zvt sarotr inoan izan iz !manasa antsk hamak hatran n asa soran !mazto o!

Hametraka hevitra

Midira aloha