Hevitra momba an'i aladin

Hiverina amin'i aladin
nyeja ( 27/07/2004 07:50)
eny ary e tena ny mamy atelina dia ny ratsy ariana kanefa dia aho aloha, dia mahita fa aingam-panahy tsara avokoa ka dia aleo atelina fa tsy misy ariana sa ahoana
mankasitraka hatrany zany ry aladin a dia faly mahafantatra anao ny tenako
Ny Eja
Malalason ( 08/09/2006 11:46)
ny fisaorana hono toy ny fary lava vany ka tsy mety lany hamamiana ka averina fônafôna hoe "Misoatra indrindra e" fa notoloranareo anay ny tsara sy ny kanto indrindra ka dia mbola fisaorana hatrany no atolotra ...
razanatsitohaina ( 09/10/2017 13:20)
Tena miakatra mintsy ny aingapanahiko mamaky ireo asatananao, tsisy ratsy ireo, izany hoe mamy aby zany e! Ka dia tohizo fa tsara ny vitanareo! Mankasitraka e!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145