Hevitra momba an'i ANDO ROCHELINAH
Hiverina amin'i ANDO ROCHELINAH
Yasminah (
14/12/2006 12:01)
tsara tiko be tohizo fa milay be

Yasminah (
14/12/2006 12:02)
tiko be milay be ilay izy o!

ledada (
19/12/2006 06:15)
mahafinaritra toy ny tompony ihany ilay tonokalo e!

ledada (
20/12/2006 08:29)
tena tsara b ianao ilay nanolotra ny météo omaly hariva e!(19/12/06), miaraka @ ilay akanjo mena² ka tena aoka fotsiny!!

RAILOVY (
11/01/2007 06:06)
Mamporisika antsika rehetra mba samy hankamamy ny ny kanto malagasy. Ts hitanareo hoe mahafinaritra ve ilay izy?