Hevitra momba an'i Ange Raberson

Hiverina amin'i Ange Raberson
vetsoko ( 07/12/2004 18:00)
Mampahery anao ny tenako
mitovy isika satria samy lavitry ny firenena,izao indray aty france,ny tononkalo:anisan'ny fanafodiko rehefa tonga ny alaheloko,izay tonga matetika.
mirary anao tsy hisento @ fitiavana
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.011