Hevitra momba an'i cedric tolojanahary

Hiverina amin'i cedric tolojanahary
lantoratsida ( 17/11/2020 14:15)
Miarahaba anao Cedric.
Mahafinaritra ny kantonao.
Misy boky hosoratako izay ka afaka indramiko ve ity tononkalo hoe "ny fahazazako"?
Mankasitraka indrindra ary mirary soa hatrany.
Lanto RATSIDA ( hita amin'ny fesiboky)
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0118