You are here: home > Vetso

De l'île

Lehilahy, mpahay lalàna, mpitandro ny filaminana nefa tia hay soratra. Nataoko hoe "De l'île" io no solonanarako satria izay no fiantsoan'ireo vahiny namako miara-mandrato fianarana ahy aty an-dafy aty. Mahafinaritra ahy rehefa miantso izy ireo hoe i Ra.... de l'île, na hoe de la grande île, na koa hoe de l'île de Madagascar. Mampatsiahy ahy ny tany niaviako izany. Tsy dia nandalina loatra ny literatiora malagasy saingy tia mamaky boky. Nanandrana manoratra, dia mba te ijery izay tamberiny ka izao mizara izao.  

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : Levitch
Daty : 03/04/2020
Mpamangy : 49
Mankafy : 0
Ankafizo

Tononkalo hafa

Hampiditra tononkalo