Hampiditra sary Nampiditra : Aino
Daty : 31/08/2007 03:11
Nijery : 584
Tononkalo: 0 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Fanjatiana

Izaho no Aino na koa Fanaina.
izany hoe manoratra sy mamorona ihany aho rehefa sendrasendra tonga ny aingam-panahy, na tsy tonga aza moa dia manoratra ihany koa matetika nefa tsy tiako faona ilay izy dia tsy misy fotony ankory izay hiafarany.
ireo ampidiriko hafa moa dia misy izay olon-kafa no nanoratra azy hireo, fa tiako dia ampidiriko.

le ery ambany moa diso adiresy ao ka lasa ety @ mombamomba ny mpanoratra indray fa tsy any @tononkalo ankory. aza tsiny. merci
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/fanjatiana
Tononkalo ( 0)

Tsy misy tononkalo hita.

Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146