Hevitra momba an'i Ny R. Fidimanantsoa

Hiverina amin'i Ny R. Fidimanantsoa
Liber_T ( 04/06/2021 11:49)
Salama e.
Ny R. FIDIMANANTSOA mihitsy ka. Anarana tsy nampiasaina t@ soratra mihitsy ny hoe FIPHIE. Ary ny antony nanoloana an'ilay anarana hoe "Ny Rindra" na dia tiana tokoa aza ilay anarana, Dia noho io anarana io efa nentin'olona mpanoratra tranainy sady efa mpikambana tao @ UPEM. Io izy natao hoe Fi.Phi io Zao vao mainka tena tsy izy mihitsy.
Misaotra e
hery ( 08/06/2021 16:03)
Efa novaina hoe Ny R. Fidimanantsoa amin'izay izany ito an :-)
Liber_T ( 09/06/2021 10:00)
Misaotra e.
Tiako e. Mankasitraka anao indrindra. Fantatro fa ny fitiavanao an'ilay asa soratra no mahatonga anao tsy leo eo amin'ny resaka ataoko momba azy io eto.
Ny mahagaga ahy amin'io tononkalo io Dia tsy mbola nihevitra izay hanambady akory Aho tamin'ny fotoana nanoratako azy.
Sao gaga ianao fa Liber_T ihany no Ny R. Fidimanantsoa saingy tsy ampiasainao io solon'anarana io raha tsy resaka politika be ilay Tononkalo. Avy amin'ny hoe PhiLIBERT izy io. Ilay Fi-Phie kosa dia efa anarana fiantso hatrany am-pianarana hatr@ izay. Mirary soa e
helitiana ( 09/06/2021 17:56)
Kay ve Liber_T ihany no Ny R. FIDIMANANTSOA. Ka naninona aza dia nanao fangalapiery be ry dadan'i Voara a! : ) Mankasitraka e!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135