Hampiditra sary Nampiditra : raozigasy
Daty : 04/01/2006 21:54
Nijery : 1135
Tononkalo: 0 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

FIRARIAN-TSOA

[b]FIRARIAN-TSOA[/b]

Asaramanitra izao
Satria ny taona vaovao
Koa ny fiarahabana atao
Sy firarian- tsoa ho anao

Dia andian-teny vitsivitsy
Tsy hoe kahidy na mitsitsy
Fa ny teny lava tsisy ventiny
Sao tsy tafita ny hafatr
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/firarian-tsoa
Tononkalo ( 0)

Tsy misy tononkalo hita.

Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0551