Hevitra momba an'i Fredi

Hiverina amin'i Fredi
fredikelli.com ( 22/12/2018 09:06)
Tsotsora eny fona tsy bgs tsy mila mama sôsy!! Fredi
fredikelli.com ( 23/02/2019 09:55)
Tiko leh RØzâh de mba namoronako tononkalo
ikalamako ( 27/02/2019 12:48)
fa amboary ny fanoratra azafady, mba tandrovy ny hakanton'ny fanoratra fa aza soratsoratana fahatanitany. Misaotra anao hitondra fanitsiana ireo tononkalonao telo ireo.
raims randriamalala ( 28/02/2019 15:20)
mendrika ho an'i literatiora sy riba malagasy va re ny tononkalo tahaka izao :

RØzâh babonao zaho malala ny fitiavako anao mafana fa tsy mety mamanalah, na maro ny tsara enao hafa iany, tokana nambabo ny foko atrizay To love my cher mon amour!!

Ra manalavitra ahy enao de zaho otrany adala, fa ra eto anilako enao dia zaho tôh falifaly ity tononkalo natokako ohanao de ny ato apoko tsisy hafatry enao....

Chr tsy andriko ze andro angalako vanao ho vady nefa aza elah fa zaho sasa miandry, na maro ny manadala ahy aty de ny foko efa mihidy rojo vy, enao mandraka ato mandrakizay.......


Malala ah ? tôh tadidiko fona leh teninao manao hoe zaho lesy chr mba alaivo, eh!!! ra mba nana elatra de nanidina teo amin'leh fefy vy be
malala ah!! tsy foko enao Tiko RØzâh

MARO LOATRA NY TENY TSY DIA AZO AMPIASAINA ATO : TOY NY HOE : " To love my cher mon amour". sy ny hoe "Tôh", "chr", TSARA ANGAMBA RAHA OMENA TORO-HEVITRA SY FAMPIANARANA TSARA ITY OLONA ITY. RAHA TAHINY MOA IZY KA TSY VONONA NY HANAJA NY TSIPELINA DIA ANDRAISANA FEPETRA KOSA, AVERIKO IHANY MARO NY OLONA MAMAKY IREO KARAZAN-TONONKALO ATO KA IZANY INDRINDRA NO HANAJANA NY FITSIPIKY NY TSIPELINA, MIALATSINY RAHA MASIAKA FA NY MPANORATRA DIA FITARATRA SY MPANABE.
"NY TENY NO HAJA NY TENA", "NY TENY NO HASIN'NY TANY",
KA NOHO IZANY MASINA NY TANINDRAZAKO, MASINA NY TENINDRAZAKO
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1073