Hevitra momba an'i Harena Mijoro Noah

Hiverina amin'i Harena Mijoro Noah
mijoro.nyntsoa ( 19/01/2020 17:11)
Bisous.
raims randriamalala ( 20/01/2020 16:21)
salama i MIJORO.NYNTSOA, mialatsiny raha toa ka hoe nahasosotra anao ilay hevitra napetrako tato satria angamba mahery fiteny loatra nefa na izany tsy ny tononkalonao akory no hoe nasiako resaka fa ilay anarana hoentinao amin'ny sehatry ny kanto no tena tiako ho fantatra satria mihoatry ny telo ny anarana tinazana tamin'ilay tononkalo nalefanao teto! mialatsiny reitsy a! efa fantatra izany fa i Judicael no fiantso anao amin'ny maha-mpanoratra ka dia miarahaba an'i Judicael, dia afaka zarainao amin'izay ve ireo tononkalonao, mahafinaritra ange ny tononkalonao e! ny anarana fotsiny no tiana ho fantatra fa tsy ny sangan'asa akory no olana! misaotra anao namela ny hadisoako sy tamin'ny teny mahery kely! mandrapihaona tompoko o
mijoro.nyntsoa ( 20/01/2020 16:37)
Miarahaba Tompoko o.
Ilay anarana @tambazotra serasera no mitondra ny anaran-janako Maman'i Harena Mijoro Noah
Fa izaho mpanoratra no Judicael

Tsisy tsiny Tompoko o.Mankasitraka indrindra @ilay fanamarihana
mijoro.nyntsoa ( 20/01/2020 16:37)
Miarahaba Tompoko o.
Ilay anarana @tambazotra serasera no mitondra ny anaran-janako Maman'i Harena Mijoro Noah
Fa izaho mpanoratra no Judicael

Tsisy tsiny Tompoko o.Mankasitraka indrindra @ilay fanamarihana
raims randriamalala ( 20/01/2020 16:54)
Misaotra indrindra namana a! dia manantena sangan'asa avy amin'ny Judicael maman'i Harena Mijoro Noah izany izahay koa! mahareta amin'ny asa soratra e
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1527