Hevitra momba an'i hjravs

Hiverina amin'i hjravs
hjravs ( 25/04/2015 06:41)
Izaho ve Mpanoratra sa Poeta?!
Mbola vao nianatra niteny, hono, aho dia efa nahay nampiady rima
toy ny hoe: "Ny tongotsa malaly, mila entina hopitaly...",
raha vao nianatra nitana penina dia nanao sary vonikazo,
angamba efa voahozona hitondra hafatra ho an'ny mpiara-belona,
dia hoy aho amin'ny namana rehetra hoe:
"...Ny sehatra rehetra 'zay afaka hampitana,
sy afaka hizarana,
Ny hafatra sakaiza
na aiza io na aiza
dia ataontsika daholo
Fa isika efa voahozona hiantsa ny tontolo!"

Boky efa navoaka "Kanto Arindra, Fandalina"
famoha ( 15/06/2016 15:23)
Tsy voaozona ianao fa nahazo fahasoavana
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0112