Insérer une photo Inséré par : Iriniaina
Date : 17/01/2005 13:38
Visite : 478
Poèmes: 0 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

iriniaina

Raha mba teo mantsy
ianao hanoro , hampianatra
izay fiainana toa nandatsa
angamba dia tena lafatra

Ilay endrikao tsy tsaroako akory
fa ny sary no nampitony
dia ilay ianao niampofo ahy
tamintsiky tsy misy ahiahy

Nahoana re no nandao
ireto zanaka malalanao
kely dia nahay nionona
sy hiezaka ny hitovy aminolona

Mino aho fa ilay Ray
vonona hamerina indray
ilay hafaliana tsy ho voatanisa
sy ilay fiainamparadisa
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/iriniaina
Poèmes ( 0)

Aucun poème trouvé.

Lectures

Pas encore lu

Derniers commentaires

Aucun commentaire trouvé.

Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137