You are here: home > Vetso

Jasmina RATSIMISETA

Jasmina RATSIMISETA ( Trésan)

Teraka ny taona 1890,
Mpanao gazety sy tompon’ny gazety Telegrafy,
Mpanoratra teatra
Maty ny taona 1946 ary milevina ao Ambanidia, Antananarivo.

" Raha lasa aho hoy aho, inona kosa no mba firesaky ny Malagasy namako ahy".
"… Raha mbola velona kosa izaho sy ianao, dia mifanaova dina, mifanorena vato, mifampiantsoa voady ka mifaneke hifankatia sy hifanasoa".

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : MAZ RAMANA
Daty : 11/05/2021
Mpamangy : 1058
Mankafy : 1
Efa ankafizinao Esory