You are here: home > Vetso

karen

slt daholo e !
izaho dia ankizy vavy ,zarazara hoditra , matevim-bolo , mbola mpianatra aho , tia manao internet  , tia milomano , tia manao volley , tia mandihy , tia mikarakara lakozia isan-karazany , tia mifoha maraina , tia manao raharaha , tia mihira , te hahay mitendry gitara , tia rap kely ihay aho , izaho manana saka milay be : ZANA no anarany ,
ilay dessin annim

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : karen
Daty : 27/04/2004
Mpamangy : 2006
Mankafy : 0
Ankafizo