Hevitra momba an'i Lanto

Hiverina amin'i Lanto
hery ( 04/10/2003 11:21)
Talohaloha izany no nilaza tena :)
Fa mahafinaritra kah. Manantena an'i Ntoul mbola hanoratra (euh hiverina hanoratra)... rehefa manam-potoana.
hery ( 26/10/2003 10:08)
Nanjavona aiza ilay "Ianao no izy"?
jarifad ( 01/12/2004 06:28)
nanjavonatsyhitaizy
arylasa tena tsy koa na dia lasa aza fa tsy misy ilana azy e!
velom
lanto ( 14/12/2004 11:58)
hihihi marina mihitsy
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0311