Hampiditra sary Nampiditra : sejianis
Daty : 31/03/2004 14:49
Nijery : 452
Tononkalo: 0 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

mahorani

efa t@ taona 1995 aho no nanoratsoratra saingy izao aho vao nahita fa hay talentako ilay izy, nony nanisa ireo tononkalo voasoratro aho. Eo @ 276 izao no eo am-pelatanako.
Iriko ny hifampizara izany @ namana rehetra no sady mitady olona afaka hifanome tanana amiko aho momba ny famoahana ny tononkaloko @ boky.
Mpikabary koa ny tenako, no sady mpanoratra tantara; misy ireo efa nandeha t@ radio.
Misaotra e!
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/mahorani-1
Tononkalo ( 0)

Tsy misy tononkalo hita.

Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0089