Hevitra momba an'i Mampikanto

Hiverina amin'i Mampikanto
andriary ( 21/10/2004 11:24)
Mampikanto!
Tovovavy mbola ao anatin'ny fahatanorana izy!Mitomban-dahy ny fijoroany raha eo anoloanao ary tsiky no atolony anao alohan'ny resaka rehetra!Manana aingam-panahy hafa noho ny an'ny rehetra izy indrindra ny fanehoana ny fitiavana!Feno sary ny tonokalo nosoratany sady tsy saro-takarina toy ny "ho inonao","alina iray", "tsy hita"...mpikabary sy mpampianatra kabary ao @ fikambanana mpikabary iray eto an-drenivohitra izy ary efa maro ny mpianatra navoakany!mampikanto tokoa izy!
mampikanto ( 30/10/2004 07:13)
Miarahaba anao!

Mankasitraka Andry a!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.011