Hevitra momba an'i MAZ RAMANA

Hiverina amin'i MAZ RAMANA
MAZ RAMANA ( 03/04/2021 14:47)
Mitaiza ara-panahy sy ara-tsaina ny asa soratra indrindra indrindra amin'ny vaninandro ankehitrio. Ho ela velona ny tononkalo malagasy.
hery ( 06/04/2021 18:07)
Azonao vakiana koa ve ny tononkalo? Na amin'ny finday aza dia efa mety fa avy eo hatsarainay. Azonao alefa email na alefanao facebook ao amin'ny Hery Serasera
MAZ RAMANA ( 19/04/2021 15:33)
Nalefako Mail fa tena tsy afaka mampiditra feo ny tenako raha mba afaka jerenao azafady, dia ilay Facebook tena be di be ny Hery Serasera hitako tao dia tsy nisy précision. Mialatsiny. Misaotra mialoha.
hery ( 19/04/2021 16:24)
Tsy voaraiko. Azonao alefa amin'ny vetso@serasera.org
MAZ RAMANA ( 20/04/2021 06:06)
Salama, efa lasa any izao maraina izao! Misaotra mialoha, (annaramanamanjato@gmail.com)
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0117