Nampiditra : minoma
Daty : 07/05/2010 05:16
Nijery : 1277
Tononkalo: 2 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

minoma

Diampenina apetrako
ato no iraketako

na ny ho avy na ny lasa
na harovoana na ratra


Tsy tsianjery na angano
tsy natao ho an'olo kamo

Fa fianana mandalo
lavitry ny fahavalo
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/minoma
Tononkalo ( 2)
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.052