Insérer une photo Inséré par : nata
Date : 23/12/2003 19:08
Visite : 575
Poèmes: 0 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

nata

Any anao ry malalako
Satry no tsy hankahala
Mahatsiaro anao aho aty!
Ka manembona reo Fitia!


Manantena aho fa ho tokam-po ianao
Ka hanaja zay teny retra nolazainao
Ka ny lasa tsy ho adinoko
Ary ny ho avy ihany kou banjiniko!

Dia manembona anao ve za ry tina
Ka mahatsiaro ireo fanirina
Anjary manoratra diary aho
Ho fahatsiarovako ny fitiavanao!
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/nata
Poèmes ( 0)

Aucun poème trouvé.

Lectures

Pas encore lu

Derniers commentaires

Aucun commentaire trouvé.

Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0132