Hampiditra sary Nampiditra : booboo
Daty : 26/07/2004 10:08
Nijery : 584
Tononkalo: 0 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Nirhy-Lanto

Rakotonindrina Charles Victor no tena anaran'i Nirhy-lanto ary noraisiny ho tena ara-panjakana io farany io t@ taona 1945. Ahitana sangan'asany ny gazety Takariva, Ny Mpandinika, Ny Sakaizan'ny Tanora, Ny Voninavoko, Malagasy Vaovao, Ny Gazetin'ny Malagasy, Hita sy Re, Madagascar Matin, Midi Madagascar, Madagascar Tribune ary ny Valiha izay gazetin'ny UPEM.
Nirotsaka ho mpikambana miafina tao @ PANAMA ary taty aoriana dia MDRM izy.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/nirhy-lanto-1
Tononkalo ( 0)

Tsy misy tononkalo hita.

Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0128