Hampiditra sary Nampiditra : crrlanto
Daty : 10/02/2007 15:13
Nijery : 1262
Tononkalo: 1 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

nyhavana

Tia
Ny foko mila anao fa zary manirey
Ny saiko lasam_betso
Mihira ny fanahy
Ry ilay olona iny
toa mampitondra sento
maningotra tsiahy
mila tsy ahajery
Zato hendrikao kanto
Hendrey ny bikanao jadona
nandalo sy niserana
mambabo tony foko
jembin'ny toloko
Ry tian'ilay fanahiko
ry ilay neken'ny saiko
Ry ilay fanamperana
Nefa;;;toa miavona
Dia toa nandalo ihany,niserana dia lasa
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/nyhavana
Tononkalo ( 1)
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0164