Hevitra momba an'i ONITRA

Hiverina amin'i ONITRA
bitaka ( 17/11/2006 11:09)
tongava soa izay irina
njaf ( 28/11/2006 11:50)
mba saika hanontany ho aho e, toa henoko hoe misy havatsa upem any andafy any ka ianao ve anisany ? dia mankahery anao koa hamaky sy hanitsy ireo asa soratra vaovao vao nampidiriko
fahamarinana ( 05/06/2009 09:22)
Mirary any ONITRA hatrany hanohy ny efa vita na ara-tononkalo,na ara-piarovana ny Hai-Soaratra Malagasy !Hitsidika anao hatrany anie ilay Aingam-panahy anananao fa tsy mbola tonga aty amiko !
Ho maro ny tahaka anao !
Faly ny tenako fa natokisana ka isan'ireo nontsongaina hampiely ny Tononkalo nosoratanao ! Misaotra indrindra noho izany Fitiavana sy Fahatokisana izany ! Enga anie ho mendrika izany Fifankatiavana misy eo amintsika izany hatrany aho !!!
Faha
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0121