Hevitra momba an'i R.A.A.Z.N

Hiverina amin'i R.A.A.Z.N
zurahrakotonanahary ( 21/11/2018 09:01)
ts tafita teo @ lafin-ny fianarana aho eny na ny anarako azaza efa nahafarako fa ts ho tafavoaka lavitra eo @ fiainana aho

@izao dia ny manampy an'i mamako mamboly mihompy no asanay.
7 volana ny fotoana laniko aty ambany voatra(novembre-mai),ary raha 5 volana vitaiko any andrenivohitra(mahajanga,antsohh,nosy be,tamatavy,ambilobe)
rakotonanaharyzurah ( 10/12/2018 04:56)
mahereza lesy aaaa!!!tantara mpihainana zany rehetra zany
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0134