Hevitra momba an'i Rado andrianiaina

Hiverina amin'i Rado andrianiaina
Andry tonokalo ( 23/12/2016 07:39)
Amiko dia zava-dehibe ny toerana sy ny hasin'ny mpanoratra eo tany sy firenana, satria manana adidy sy andraikitra lehibe eo @sehatrin'ny fiarahamonina izy.
Andry tonokalo ( 24/12/2016 14:00)
Raha ny mahakasika an'ny Rado andrianiaina manokana no jerena, dia efa ra mikorina tao anatiny ny fahaizana manoratra, satria de efa nomenjahary talenta tamin'izany asa-soratra izany koa ny raibe avy amin'ny reniny. vao 16 taona i Rado andrianiaina dia efa nahalala nanoratra, ary tsy eo amin'ny tonokalo iany no ahitana ny asa-sorany fa eo amin'ny sehatrin'ny tantara iany koa.
Andry tonokalo ( 24/12/2016 16:00)
Efa ra mikorina amin'ny vatan'i Rado andrianiaina ny asa-soratra, satria dia efa tany amin'ny raibeany avy amin'ny renina no nanana izany talenta izany. tsy eo amin'ny sehatrin'ny fanoratana tonokalo iany anefa no ahafantarana azy, fa eo iany koa ny fanoratana tantara.
Andry tonokalo ( 24/12/2016 16:04)
Efa ra mikorina ao amin'ny vatan'i Rado andrianiaina ny asa-soratra, satria dia efa tany amin'ny raibeany avy amin'ny reniny no nanana izany talenta izany. tsy eo amin'ny sehatrin'ny fanoratana tonokalo iany anefa no ahafantarana azy, fa eo iany koa ny fanoratana tantara.
Andry tonokalo ( 24/12/2016 16:52)
Ireo zava-misy sy hita eny anivon'ny fiarahamonina, no avadika ho lasa tonokalo. tsongaina manokana amin'izany ny resam-pitiavana sy ny fahatsana. ohatra amin'izany Efa ela, ny sedram-pahoriana, sombin'ny tonokalo nosoratan'i Rado andrianiaina ireo.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0116