Hevitra momba an'i Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO)

Hiverina amin'i Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO)
rafilozofy ( 27/11/2004 13:43)
Finaritra tompoko,
Anisan'ny tovolahy mpanakanto vao misondrotra i RJO na amin'ny taranja tononkalo na taranja tononkira.
MIrary azy ho tafita amin'ny avo indrindra amin'izany talenta ananany izany. Dia mirary soa ho antsika rehetra koa.
Rafilozôfy
Malalason ( 27/02/2006 07:10)
misaotra indrindra tompoko!
Malalason (R.JO)
Malalason ( 27/02/2006 07:10)
misaotra indrindra tompoko!
Malalason (R.JO)
lebera ( 30/08/2006 14:29)
dia faly mahafantatra moa rekany e!
Malalason ( 01/09/2006 07:20)
ny tenanay koa faly mahafantatra anareo e!
ramiro ( 03/12/2006 13:55)
ankasitrahana feno ny asa vitanao manandratra ny ten amaha-malagasy! mahafinaritra1 manohana anao hatrany!

mbitaniavo ( 09/12/2006 14:59)
ilay hafatro ry JO sendra hadino a! manantena ny fahendrenao ilay zandrinao tsy manadino anao
tantely amam_bahona hono ny fanambadiana!
Malalason ( 11/12/2006 08:03)
tsy maintsy sembandrahona koa ny olon-tiana...

misaotra anareo rehetra tsy manadino sy manohana ny Tompo anie hamaly fitia antsika rehetra
Mirary soa indrindra
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0114