Nampiditra : Maintsondratra
Daty : 01/07/2016 14:30
Nijery : 1933
Tononkalo: 5 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

RATRA

RAZAFINDRASAMBATRA Aurélien no tena anarany.
Teraka tamin'ny 17 jolay 1998 tao Tambohobe Fianarantsoa izy
Nanomboka nanoratra teo amin'ny taona 2010 fa taty aoriana nanomboka teo amin'ny taona 2012 no nanomboka nilomano tamin'ny literatiora noho ny fitiavana ny asa soratr'i JJR sy Samuél RATANY ary mbola nanamafy ny fitiavany ny literatiora ny fitiavany ny asa soratr'i RADO sy Aina Nirina taty amin'ny taona 2015.
Tsy dia azo lazaina hoe pôeta fa angamba pôeta ary tsy azo lazaina hoe mpanoratra fa mba manoratsoratra mandany ranomainty.
"tsy velona ny soratra raha tsy mandalo fahafatesana"
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ratra
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095