Hampiditra sary Nampiditra : rakaroka
Daty : 30/04/2008 20:49
Nijery : 803
Tononkalo: 0 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

RHA Nary

RAKOTOARISOA Harry Andrianarinjato no tena anarany.
Mpanoratra iray nontsongaiko satria fatratra na ny hevitra fonosin'ny sorany na ny fomba fanehoany ireny!mpikambana ao amin'ny UPAEM, tao amin'ny Sandratra,mpikambana tao amin'ny filan-kevim-pitantanan'ny OMDA., marim-pankasitrahana tamin'ny fifaninanana "Ny Avana Ramanantoanina",sns...
sangan'asa:"amboaran-tonokalo ny tsarako".
Tantara teatra"Inay aho".
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/rha-nary-1
Tononkalo ( 0)

Tsy misy tononkalo hita.

Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0128