Hevitra momba an'i riso lalason

Hiverina amin'i riso lalason
tslem ( 15/06/2007 10:01)
Rakotomalalason no tena anarany, teraka tamin'ny 19 jolay 1965 tao Antananarivo.Mankafy zavakanto,miasa amin'ny fanaovan-gazety.(Nalaina tamin'ny boky navoakan'ny faribolana sandratra/tontolo isainana)
Mpanoratra efa namoaka ny asa sorany tamin'ny gazety, boky, ary fampielezam-peo maro.
Mpanoratra nahazo voalohany tamin'ny fifaninanana nampanaovin'ny MINESEB-Union Européene-PRESEM (lahatsoratra ho an'ny ankizy madinika)taona 1997.
Manoratra lahatsoratra fohy sy sombin-tantara,ary tantara filalao an-tsehatra.(Nalaina tamin'ny boky nosoratany "lokon'ny fitia")
princiah ( 19/08/2007 09:49)
mafnaritra le asa soratra fa tohizo e! zahay mpakafy mamaky ireny hatrany
ralaxa ( 04/02/2011 08:21)
Misaotra betsaka princiah ah.

Manasa anao hijery ny http://lalason.eklablog.com

Mankasitraka
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0204