Hampiditra sary Nampiditra : Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR
Daty : 27/10/2016 12:55
Nijery : 1236
Tononkalo: 2 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Rova Jahcs Ratsimbazafy

Ratsimbazafy Rovaniaina Tolojanahary Michael no tena anarany, teraka ny 14 desambra 2001 tao Antananarivo .. Zanak'i RATSIMBAZAFY PATRICK sy ANDRIAHARIMANANA HANITRINIAINA , Nanomboka Niantsa tononkalo izy tamin'ny taona 2013 . Mpamoron-kira ihany koa izy ary miangaly gadona maro ary anisany tena tiany ny hiram-pitiavana. Ankoatran'ny fiainany ara-java-kanto dia mitana anjara toerana lehibe amin'ny siansa ihany koa izy amin'ny maha-matematisianina azy.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/rova-jahcs-ratsimbazafy
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0633