Hevitra momba an'i Ryana

Hiverina amin'i Ryana
hery ( 01/10/2003 09:11)
Merci Ryana nanaiky hizara ny tononkalonao ato.
Mahafinaritra e...
Ryana ( 08/10/2003 05:17)
Tsy misy merci ê!
Ryana
Rapha ( 02/04/2006 15:35)
Tena ankafiziko be ny Tononkaonao.
Afaka manoratra isika.
niandrifara@yahoo.fr
tinah2 ( 16/09/2006 07:59)
tena ankafiziko ry Ryana ny diapeninao, merci
Ryana ( 18/09/2006 04:48)
Misaotra nitsidika, Tinah2.
Ryana
pissoa ( 27/12/2008 12:10)
Avy namaky teto indray.

Misaotra indrindra Ryana mazoto mizara ny kantonao aminay eto. Afa-po ery ny saina mamaky ny asa-soratrao.

Pissoa
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0124