You are here: home > Vetso

Thélo

Tsy ny mpanoratra no misafidy ny ho poeta fa ny poezia no manindrona ny fanahiny ary manaiky ivelatra ao am-pony sy ao an-tsainy!(hoy thélo)
Thélo dia mbola mpitovo,milomano ao anatin'ny fanoratana hai-soratra.
Mbola tanora fanahy  nefa manana ny hanitra ho azy sahady!  

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : Thelo
Daty : 05/05/2019
Mpamangy : 187
Mankafy : 2
Efa ankafizinao Esory