Insérer une photo Inséré par : Ulrich
Date : 18/11/2003 10:51
Visite : 721
Poèmes: 0 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

ulrich

Namana...
Raha hiresaka isika
inona no holazaiko
ho teny mangatsiaka
tsy am-pko fa an-tsaiko

Raha ankasitrahanao
ndao hiaraka hamindra
tsy ho rehana no atao
fa asa tsy mifinndra

Dia holazaiko ny rehetra
hatramin'ny bitika indrindra
hiarovana ny setra
ho fitiavana mirindra

Hanorin-dalam-baovao
hitraka lalandava
'reo zava-tsy hainao
hiarahana misava
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ulrich
Poèmes ( 0)

Aucun poème trouvé.

Lectures

Pas encore lu

Derniers commentaires

Aucun commentaire trouvé.

Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0127