Nisy Fitia (Ny vodilanitra)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nisy fitia nandrandraiko,tsiharitro teny aminy.Nisy fitia ts takatrin'ny saiko,nanosika ahy hiantso mafy ny anarany.
Nisy fitia ts aiko hotantaraina,nampaniditsidina ny aingam~panahy.
Nisy fitia ts aiko holazaina,fa niriko mba ho ahy.
Nisy fitia nipololoitra,nameno ny foko ts taka~pesenina.
Nisy fitia niboiboika,nitia ho azy ts aiko toherina.
--------
Rohy:
Sokajy :
Eritreritra mandalo - Fitiavana
Mpakafy:
AsLamy