You are here: home > Vetso

tiako loatra ianao - Adelle

Azo vakiana?

Ry Malala a!tiako loatra ianao
Tsy hay kosehana ao am-poko ao
Lavitra anao,tsy ahazoana aina
Tsy maita anao mampifirinaina

Ianao,ianao irery iany no tiko
Tiako loatra ka nosafidiko
Tsy noterena na novozonana
Fa tamin'ny fo tsy misy fialonana

Tany tsy misy anao,karakaina
Ny foko tianao,tsy hay lazaina
Lavitra anao malaindaina

Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

irktlalains (26/03/2017 22:21:43)

Mety mis naman ve ato iarak hanoratr tononkalo ato

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Adelle

Nampiditra : irktlalains
Daty : 25/03/2017
Mpamangy : 2044
Mankafy : 1